|
|
|
|

Entrée1  resy tosika
Partie du discours  2  locution
Mots élémentaires  3  resy, tosika
Explications en malgache  4  [1.1] ilazana ny tafika nihemotra noho ny hamafin' ny ady na ny hery tsy mitovy -- miala antsitrapo handao tsy fidiny ny toerana na tanàna nipetrahana na noho ny henatra na noho ny fanaovan' ny sasany toeran-tsy zaka

Mis à jour le 2025/07/29